Entrée matoatoa
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanahin' olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azy
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a ghost
Explications en français  [Abinal 1888, Hallanger 1974] fantôme, revenant
  [Hallanger 1974] spectre
Vocabulaire 
Exemples  [Andriamalala: Zazavavindrano] Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka.
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2022/07/30