Entry maty an-tsalaka
Elementary words maty ; salaka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana vola na zava-tsarobidy tsy misaraka amin' ny tena ary kobonina tsy asehoseho [1.1]
Synonyms maty an-tsikinana

Updated on 2023/05/20