Entry | 1 mavitrika |
Root | 2 vitrika |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zavatra: Aoka havitrika rehefa miasa fa aza milasilasy toy izao [1.1] |
Explanations in English |
5 nimble, quick [1.7] |
Explanations in French |
6 leste, agile [1.8] |
Synonyms | 7 mavitribitrika |
Updated on 2023/01/20 |