|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mavojo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 marofo
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 mavojo |
| Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 antitra, tsy tanora intsony: Rañavavy mampiady hira ka ny mavojo, mavojo mandy (rafotsibe mampiady kalo ka ny antitra antitra ihany)
[Tanala]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/03 |
|