Entry | mazaotra (zaotra) | ||
Part of speech | adjective | ||
Explanations in Malagasy | Mahia, kaozatra, tsisy nofo: Olona mazaotra Tsy matevina, manify: Ala mazaotra [1.1] | ||
Explanations in French | Dégarnie, trop claire, en parlant de la forêt [1.196] | ||
Compound words |
| ||
Entry | mazaotra | ||
Part of speech | adjective | ||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] misoratsoratra [1.78] | ||
Anagrams | maozatra, mazaotra |
Updated on 2023/08/11 |