Entry mazaza (zaza)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Maitso manopy mavo toy ny tain-jaza
Malazo ary efa simba: Efa mazaza ireto anana ireto ka tokony hariana
Enti-milaza fitafiana lena tsy nahahy ka niova volo [1.1]

Updated on 2023/01/20