Entry | mby | ||||
Part of speech | particule | ||||
Explanations in Malagasy | Famintinana ny hoe "omby", izay manan-kevitra hoe "tonga tafiditra": Mby eo am-bavahady ny fahavalo ka miomana daholo ny vatan-dehilahy [1.1] | ||||
Explanations in English | At the point of [1.7] | ||||
Explanations in French | Sur le point de [1.8] | ||||
Examples | Rehefa mby tany an-trano, dia nanao izay hahaverivery dia ny sainy izy;
[2.324] | ||||
Compound words |
| ||||
Updated on 2023/10/20 |