Entry medaly
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Takela-by natao ho fahatsiarovana olo-malaza na zava-dehibe iray teo amin' ny firenena, -- na natao ho mari-boninahitra amena olona nahavita be ho an' ny tanindrazana: Vao nahazo medaly Rakoto (Ankehitriny dia efa betsaka no tsy mampiasa io teny io intsony, fa ny teny hoe meday no ampiasainy) [1.1]
Origin English: medal.
Analogs  meday

Anagrams 

Updated on 2021/12/03