Entry medameda (meda)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Medameda izy amin' izay ataony rehetra
Mimeda, mitaredretra, mitsiredretra, milasilasy, mitaraikiraiky, mitavozavoza, mitahontahona, mitaveravera, mikisinkisina [1.1]
Explanations in French (peu usité) lent, lambin [1.3]
Derivatives 
Synonyms meda

Updated on 2023/01/20