Entrée |
menavazana
(mena, vazana)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Efa ela nanaovana, tranainy: Ireny efa mpampianatra menavazana ¶ Olona nanao raharaha miaramila taloha. Miaramila efa napetraka nefa naverina indray hifidianana ny mbola tokony ho volon' ny miaramila ihany: Nantsoina hivory daholo ny menavazana fa misy fiheverana ny vola fanampiana azy
|
Explications en anglais | [Hallanger 1973]
old soldiers |
Explications en français | [Hallanger 1974]
anciens combattants, vétérans |
Exemples | [Andraina: Mitaraina, page 113]
Voantso torak' izany koa I Day, Rasamy ary Parany, samy menavazana daholo ary samy avy ao Marovato.
|
|