Entry mentsomentsona (mentsona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teniteny betsaka tsy misy antony; fibedibedena tsy misy fiatoana sy lavareny; kamentsona: Tsy ho tapitra akory ny mentsomentson-dRamatoa fa aoka ny asa no hatao tsara [1.1]
Explanations in French Bavardage. Comme kamentsona [1.3]
Derivatives 

Updated on 2023/01/20