Entrée miahy (ahy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mikarakara, mitsimbina: Ny Tompo no miahy ny kamboty
Explications en anglais  [Richardson 1885] to be solicitous for, to be careful of, to be in an anxious state for; to maintain or support others.
  [Hallanger 1973] to take care of; to worry, to be suspicious
Explications en français  [Abinal 1888, Hallanger 1974] être le soutien
  [Abinal 1888] avoir soin
  [Hallanger 1974] s'occuper de; avoir des soucis
Morphologie 
miahy
niahy
hiahy
miahia
Exemples 
1 [Abinal 1888, page 8] Miahy tsara ny fianakaviany izy (Il a bien soin de sa famille)
2 [Abinal 1888, page 8] Tsy mahay miahy tena izy (Il ne sait pas avoir soin de lui-même)
3 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 20] Velona avy eo ny angano sy ny arira, ny resaka amam-pitsikitsikiana ataon-dray aman-dreny amin-janany, na atan-janany amin' izy mivady lehibe miahy sy mamelona azy.
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31