Entry |
miaingitra
(aingitra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao fihetsika manokana ho fisehoana ho zavatra na hiavahana amin' ny hafa, mihaitraitra: Miaingitra erỳ iny zazavavy iny rehefa mamindra Enti-milaza olona miseho ho sarotiny amin' ny sakafo ka mitady izay tsara sy fy lalandava: Loza raha hiaingitra amin' ny sakafo i dadatoanay [1.1]
|
Explanations in French | Etre capricieux, fantasque, exigeant, difficile [1.3]
|
Morphology |
Present : |
miaingitra |
Past : |
niaingitra |
Future : |
hiaingitra |
|
|