|
|
|
|

Entry (1/2)1  mialo
Root  2  alo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitondra hafatra: Moa ve efa nisy nialo ria tenin' ny Filohan' ny Nosy?
5  Manatsoboka ao anaty ro: Mbola kely loatra ny zandrinao, ry Soa, ka alaovy ny sotrony dia aoka ianao no hialo ny variny ao anatin' ny ro [1.1]
Explanations in English  6  to moisten, as in aLOzina
7  to remove provisions, as in aLOzina, and place in the hands of inferiors
8  to carry messages from one to another. [1.2]
Explanations in French  9  servir d'intermédiaire, communiquer un message [1.3#23]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Entry (2/2)14  mialo
Part of speech  15  active verb
Explanations in Malagasy  16  mifanandro [Bara] [1.78]

Anagrams  17  alimo, aolim, iloma, lomay, mailo, maoly, mialo, milao, miola, molay, omaly

Updated on 2023/01/20