Entry miangatra (angatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tsy manao araka ny rariny amin' ny fizarana tombon-tsoa na amin' ny fitsarana: Mahagaga fa misy ray aman-dreny miangatra amin' ny zanany sasany, ka manome azy ireo betsaka noho ny hafa, amin' ny fizaram-pananana
Mitovy hevitra: manao atody mafana ila ~ manao loa-bary mitahy vady ~ manao mizana tsindriana ila ~ manao mpitsara be kibo ~ manao zanaka anaty fo maharary ~ manisy hodi-tsirany sy hodi-peny ~ manisy tombo sy hala ~ mifidy tavan' olona [1.1]
Explanations in English To show partiality, to be partial, to act or use unfairly, to praise falsely. [1.2]
 To deal unfairly, to discriminate [1.7]
Explanations in French Faire des partialités, des préférences [1.3, 1.8]
Examples 
1Ny tantara tsy miangatra: [2.48]
2Miangatra raha milaza fa Ingahy Ramiandrisoa, olona mpanankarena, no irery nanararao-paty toy izany. [2.472]
Morphology 
Present : miangatra
Past : niangatra
Future : hiangatra
Imperative : miangara
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20