Entry miantafika (tafika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Lasa any an' ady mandeha miady: Taloha dia nivavaka nirary ho an' ireo miaramila niantafika ny vehivavy tao an-tanàna [1.1]
Explanations in English To go to war [1.7]
Explanations in French Aller en guerre [1.8]
Examples Ny toby iray toy izany dia mitovitovy amin' ny hita amin' ny miaramila miantafika. [2.472]
Morphology 
Present : miantafika
Past : niantafika
Future : hiantafika
Imperative : miantafiha
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31