Entrée miaro (aro)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] mialona, miady noho ny fialonana
  [Rajemisa 1985] Manao izay tsy hahavoazan' ny fahavalo, ny loza, ny ratsy: Miaro ny zanany amin' ny papango ny reniakoho
¶ Mitahy: Miaro antsika lalandava Andriamanitra
¶ Misakana tsy ho voa: Miaro ny voa vao nafafy amin' ny hainandro ireto ampanga ireto
¶ Mandrara: Miaro ny sahany tsy hihazana izy
¶ Mamely raha misy mitady hikasika ny tena: Hita porofo fa niaro tena Rakoto
Explications en anglais  [Richardson 1885] to defend, to guard, to protect, to forbid, to prevent; to watch with jealously.
  [Hallanger 1973] to protect, to defend
Explications en français  [Hallanger 1974] protéger, défendre
  [SLP 1986] protéger
Morphologie 
miaro
niaro
hiaro
miarova
Exemples  [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 34] Elobe iray no tsy misaraka an' dRainitoandro isam-pahavaratra ary kapa fingotra natao tamin' ny kodiaram-piarakodia no kiraro miaro ny faladiany.
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31