Entry miasa (asa)
Part of speech active verb
Explanations in English To work [1.2, 1.7]
 To till, to labour
In the provinces it means to count. [1.2]
 To till the soil [1.7]
Explanations in French Travailler la terre; travailler [1.8]
Examples 
1- tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona. [2.470]
2Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa. [2.471]
Morphology 
Present : miasa
Past : niasa
Future : hiasa
Imperative : miasà
Compound words 
Proverbs 

Entry miasà (asa)
Part of speech imperative of active verb miasa [full list]
Examples Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy [1.1]

Entry miasa (asa)
Part of speech adjective
Explanations in English Sharpened, whetted. [1.2]

Anagrams 

Updated on 2023/08/11