Entry miatiaty (atiaty)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Feno tafahoatra (kibo)
Enti-milaza famarana na sobika nofenoina zavatra ka efa avo loha: Feno miatiaty itỳ harona itỳ ka aoka izay [1.1]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/12/10