Entry | 1 miato (ato) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Mijanona kely eo antenatenan' ny asa atao, manapaka: Impolo niato izy vao vita ilay vakiteny [1.1] |
Explanations in English |
4 To stop, to stay, to detain. [1.2] 5 To stop for a while [1.7] |
Explanations in French |
6 S'arrêter [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 atimo, maito, miato, miota, mitao, mitoa, moita, tamio |
Updated on 2023/01/20 |