Entry miatrana (atrana)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Vonona tsara hanao zavatra ka manatraka ny loha [1.1]
Explanations in English Cocked, ready. [1.2]
Examples na tia tanindrazana niady azo sambo-belona, dia nandrasana tafondro marovava misy mpamahana miatrana andro aman' alina. [2.472]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20