Entry mibaiko (baiko)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manome didy am-bava na an-tsoratra ny miaramila fehezina: Iza dry, raha fantatrao, no nibaiko ny miaramita tany Andriba?
Manao famantarana amin' ny moana na amin' ny biby ka azon' izy ireo izay tiana holazaina amin' izany famantarana izany: Mahay mibaiko ny alikany fatratra lahy io Rangahy io [1.1]
Explanations in English To speak in words of a foreign language; to use words of command. These words originally came into use in drilling soldiers. [1.2]
 To command [1.7]
Explanations in French Parler un langage étranger, donner un commandement par paroles ou par signes [1.3]
 Donner un commandement [1.8]
Examples 
1Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono. [2.324]
2Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [2.470]
3Amin' ny fotoana toy izany, ny famonjena ny aina no hany sisa mibaiko sy ankatoavina. [2.472]
Morphology 
Present : mibaiko
Past : nibaiko
Future : hibaiko
Imperative : mibaikoa

Anagrams 

Updated on 2023/01/20