Entry mibohy (bohy)
Part of speech active verb
Explanations in English  [Provincial] To carry on the shoulder [1.2]

Entry mibohy (bohy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manosika ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa: Mikisaha, Rangahy ity, fa aza mibohy eo a!
Mampiseho hery amim-pireharehana: Tovolahy loza raha hibohy, tsy misy ohatra an' ilay iny!
Mitana midongy zavatr' olona amin-ditra: Nibohy ny satrojanako io ankizy to [1.1]
Explanations in English To be stubborn, obstinate, or unyielding; to swell, to swagger; to assume an air of importance, to give one's self to airs. [1.2]
Morphology 
Present : mibohy
Past : nibohy
Future : hibohy
Imperative : mibohiza

Anagrams 

Updated on 2022/09/11