Entrée midaindaina (daindaina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Midanika mafy: Midaindaina izany masoandro izany: hita tokoa fa aty fahavaratra
¶ Maneno mankarenin-tsofina: Nidaindaina ny bingona tao amin' ny tobi-miaramila vao taitra aho
Explications en anglais  [Richardson 1885] to be sultry, to be oppressively hot; to be unendurable, as a sound
Explications en français  [Abinal 1888] Etre brûlant: Midaindaina ny hainandro (Il fait une chaleur brûlante)
¶ Produire un son assourdissant: Midaindaina ny lakolosy (La cloche produit un son assourdissant)
Morphologie 
midaindaina
nidaindaina
hidaindaina

Mis à jour le 2020/07/31