Entrée midorehitra (dorehitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache (izay matetika ialohan' ny teny hoe mena) Mena mivaivay [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to be a bright flaming red [Hallanger 1973]
Traduction française être rouge comme le feu [Hallanger 1974]
Morphologie 
midorehitra
nidorehitra
hidorehitra
Exemples 
1Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 114]
2Ny lokon'ny fitafiana nidorehitra nanaovany dia azo namantarana azy avy hatrany ho mpiantsambo tojo seranana [Andriamalala: Fasana, page 4]

Mis à jour le 2020/07/31