Entrée midradraka (dradraka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Miantsoantso mafy noho ny fahatairana: Nidradraka izy raha vao nahita ny afo nandray ny volombodintrano
Explications en anglais  [Richardson 1885] to begin to weep profusely.
Morphologie 
midradraka
nidradraka
hidradraka
midradraha

Mis à jour le 2020/07/31