Entry |
miedinedina
(edinedina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mirehareha amin' ny fihetsehana toa misoneninenika, indrindra raha misy zavatra vitan' ny tena nahatonga ny olona handoka ny tena [1.1]
|
Explanations in English | To strut, to swagger [1.7]
|
Explanations in French | Avoir une démarche fière, se pavaner [1.3, 1.8]
|
| Etre prétentieux, avoir une démarche fière, se pavaner [1.3]
|
Morphology |
Present : |
miedinedina |
Past : |
niedinedina |
Future : |
hiedinedina |
Imperative : |
miedinedena |
|
Proverbs |
|