Entry miendrika (endrika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manana endriky ny...: Miendrik' anjely [1.1]
Explanations in English To have the appearance of (distinguish from mendrika) [1.7]
Explanations in French Ressembler [1.3, 1.8]
 Avoir l'air, la tournure, le port [1.3]
 Avoir l'air de (à distinguer de mendrika) [1.8]
Examples 
1Ho nofinofy toy ny angano ataoko aminy ny fari-piainany miendrika olombelona tokony hananany. [2.470]
2fa andeha alao izy, ka ankasitraho tsara." Dia hitantsika amin' izany, fa ny anatra tsara, na dia iray aza, dia miendrika ho lafo ariary zato. [2.293]
Morphology 
Present : miendrika
Past : niendrika
Future : hiendrika
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31