Entry miepoka (epoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mietry, miletaka noho ny manodidina
Tsy mipoitra, tsy mitranga (amin' ity hevitra ity, dia fiteny koa ny hoe manepoka): Niepoka (nanepoka) tany an.trano ny anao lahy, nefa ny olona niandry azy tatỳ [1.1]
Morphology 
Present : miepoka
Past : niepoka
Future : hiepoka

Anagrams 

Updated on 2023/01/05