Entry mierina (erina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tsy afa-po amin' izay nomena na azo, fa mbola mitady misimisy kokoa na mitady hafa indray: Mierina an-kanina. / Mierim-pitia [1.1]
Morphology 
Present : mierina
Past : nierina
Future : hierina
Imperative : mierena

Anagrams 

Updated on 2023/01/20