Entry | mievotra (evotra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mibontsina ho avoavo, mivohitra noho ny manodidina: Mievotra ny trafon' omby Miaina, miverina amin' ny toetrany teo aloha raha alefitra: Mievotra ny rantsankazo nalefitra Mitana toerana ambony: Mievotra io lehilahy io ka mirehareha izaitsizy Miantsambotra miakatra: Mievotra ny baolina Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny, miova fiteny: Mievotra matetika tzy ka tsy azo itokiana [1.1] | ||||||||
Misavoana, mitsambikina [1.13] | |||||||||
Explanations in French | Bondir [1.13] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mievotra | ||||||||
Updated on 2023/08/11 |