Entrée |
mifahy
(fahy)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Mihamatavy mihavondraka, matavy: omby mifahy |
Explications en anglais | [Richardson 1885]
To be fattened, confined |
Explications en français | [Abinal 1888]
s'engraisser, être gras, être enfermé, être aux arrêts |
Morphologie |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | [Andraina: Mitaraina, page 86]
Eo ny dia an-tongotra, ny fiainana mifahy sahala amin' ny gadra, ny fikarakarana sakafo amin' ny toerana sy fomba tsy manavanana.
|
Citations |
|