Entry mifamindra (findra)
Part of speech active verb
Examples 
1Raha mifamindra, dia tsy mety aho. [2.508]
2Nifamindra hafanana ny tia tanindrazana. [2.356]
3Ny tiany dia ny hampisy fitiavana mifamindra noho ny ataon' ny mahantra (Il a voulu, grâce aux pauvres, créer la contagion de l'amour) [1.369]
Morphology 
Present : mifamindra, mifamindran', mifamindran-, mifamindram-
Past : nifamindra, nifamindran', nifamindran-, nifamindram-
Future : hifamindra, hifamindran', hifamindran-, hifamindram-
Proverbs 

Updated on 2023/01/20