Entry mifampiditra (iditra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [1.1]
Examples 
1a) Ny ravina sasany dia mivalona roa Bosona sady mifampiditra. [1.357]
2Tsy azo sarahina ny tety arana sy ny tantara raza, satria mifamatotra ary mifampiditra ny zavatra ambarany. [2.606]
Morphology 
Present : mifampiditra
Past : nifampiditra
Future : hifampiditra
Compound words 

Updated on 2023/10/06