Entry mifampino (ino)
Part of speech active verb
Examples 
1samy mandainga isika, ianao mamitaka ahy, izaho mamitaka anao, tsy misy mifampino izay lazaina [2.4]
2Ary raha mifampino anatra ny lompo sy ny andevo, dia manao hoe: [2.48]
Morphology 
Present : mifampino, mifampinon', mifampinon-, mifampinom-
Past : nifampino, nifampinon', nifampinon-, nifampinom-
Future : hifampino, hifampinon', hifampinon-, hifampinom-

Updated on 2020/07/31