Entrée mifampisaotra (saotra)
Partie du discours verbe actif
Explications en français  [Abinal 1888 page 442+578] se remercier mutuellement
Morphologie 
mifampisaotra
mifampisaotra
hifampisaotra
Exemples  [Ndema: Antakay] Hisaraka ny mpinamana, dia mifampisaotra: ny lahy no misaotra ny vavy.

Mis à jour le 2022/04/02