Entry mifampiteny (teny)
Part of speech active verb
Examples kandrefa izy 2 lahy ireo tsy mifamaly, tsy mifampihazona, tsy mifampiteny, fa mifampisodika eo izy 2 lahy, ka mihodina dia mihodina eo izy maharitra indrai-mahamasabary mihodinkodina eo hiany, ka samy miandry ny andro mahery hiany izy 2 lahy: [2.48]
Morphology 
Present : mifampiteny, mifampitenin', mifampitenin-, mifampitenim-
Past : nifampiteny, nifampitenin', nifampitenin-, nifampitenim-
Future : hifampiteny, hifampitenin', hifampitenin-, hifampitenim-

Updated on 2023/01/20