Entry mifampivazavaza
Part of speech active verb
Examples Ao ny mpivady mifampitory mbola mifampivazavaza, ao ny azo namaky trano, ao ny mitaraina very zanaka, ao ny maratra nosakanan' olona teny an-dalambe, ao ny novonoin' olona saka na alika, ao ny nisy nanainga akanjo teny an-tohatohabato, ao ny nokaikerin' ny rafozany fa mamo izy. [2.4]
Morphology 
Present : mifampivazavaza, mifampivazavazan', mifampivazavazan-, mifampivazavazam-
Past : nifampivazavaza, nifampivazavazan', nifampivazavazan-, nifampivazavazam-
Future : hifampivazavaza, hifampivazavazan', hifampivazavazan-, hifampivazavazam-

Updated on 2023/01/20