Entry | mifandanja (lanja) | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Mitovy lanja: Mifandanja ny havesatr' ireto boky ireto Mifanentana: Mifandanja amin' ny harenany ny fahalalahan-tanany ~ Mifandanja amin-dRazazalahy tokoa Razazavavy [1.1] | |||
Explanations in French | Proportionnel. 1.13] | [|||
Examples | raha manao fofonaina mifanerana hianao / mba manao fitia mifandanja aho.
[2.131] | |||
Compound words |
| |||
Updated on 2023/08/11 |