Entry mifandefitra (lefitra)
Part of speech active verb
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1fa raha hanao fitia mifandefitra kosa, raikitra ny fikasantsika [2.313]
2Samy manana ny anaran-drainy ka tsy misy mifandefitra, hoy ny navalin'i Tsiafahy [2.508]
3Fa raha mba hanao fitia mifandefitra, dia tsy aiza aho fa fandrotrarana misafosafo amin'ny tany [1.292]
Morphology 
Present : mifandefitra
Past : mifandefitra
Future : hifandefitra

Updated on 2023/01/20