Entry mifanizina (hizina)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tery dia tery ka mifanety aoka izany [1.1]
Explanations in English To be crowded close together [1.7]
Explanations in French être serrés les uns contre les autres [1.8]
Examples Nifandimbiasany natao toy izany ilay toerana, farany lavaka lalina no teo, ary noraisiny avy any, mohara anankiray feno tapa-kazo mifanizina ary mifehy vakam-potsy. [2.472]
Morphology 
Present : mifanizina
Past : nifanizina
Future : hifanizina

Updated on 2020/07/31