Entry mifanjofo (jofo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miady mikatroka: Nifanjofo tao atsimon-trano ny mpianatra amin' ny lakilasy roa
Mifamely: Mifanjofo daka [1.1]
Morphology 
Present : mifanjofo
Past : nifanjofo
Future : hifanjofo
Imperative : mifanjofoa

Updated on 2023/01/20