Entry mifankatia (tia)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona roa na maro izay manana fitia mifamaly: Mifankatiava ihany raha mbola velona aina [1.1]
Explanations in French S' entr' aimer [1.107]
Examples 
1Fo mifankatia no miara-mifanindran-dàlana. [2.499]
2Nasehony ny tsy fitovian-drazana, nefa mampaninona moa izany amin' ny fo hampia-mifankatia? [2.499]
Morphology 
Present : mifankatia
Past : nifankatia
Future : hifankatia
Imperative : mifankatiava
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20