Entrée mifanome (ome)
Partie du discours verbe actif
Morphologie 
mifanome
mifanomen'
mifanomen-
mifanomem-
nifanome
nifanomen'
nifanomen-
nifanomem-
hifanome
hifanomen'
hifanomen-
hifanomem-
-kifanome
-kifanomen'
-kifanomen-
-kifanomem-
Exemples 
1 [Ndema: Antakay, page 56] Ka isika, tsy mifanome henatra
2 [Randriamamonjy: Tantara, page 388] Ary nifanome toky Tsiafahy sy Andrianampoinimerina
3 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 51] Samy marary moa ka tsy afaka hangataka sy hifanome alalana handeha mialohan' ny hafa
4 [NewsMada ] Aoka isika lehilahy kristianina hiara-kijoro sy hiara-kifanome tanana amin'ny fampandrosoana

Mis à jour le 2020/07/31