Entry mifezafeza (fezafeza)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mahia lava noho ny hanoanana: Mifezafeza erỳ ny fijeriko an-dRandria izany, ohatra ny hidaboka iny raha vao hotsofin' ny rivotra [1.1]

Updated on 2023/01/05