Entry |
mifinjifinjy
(finjifinjy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mivihivihy: Misy maharary an' ity zaza ity angamba fa mifinjifinjy erý izy rehefa mivalan-drano [1.1]
|
Explanations in English | To shudder, to quake from pain or fear. [1.2]
|
Morphology |
Present : |
mifinjifinjy |
Past : |
nifinjifinjy |
Future : |
hifinjifinjy |
Imperative : |
mifinjifinjia |
|
|
Entry |
mifinjifinjy
(finjifinjy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Tery dia tery: Mifinjifinjy loatra iny akanjonao iny ka esory fa sao mankarary anao [1.1]
|
Explanations in English | To fit tighly (of clothing) [1.7]
|
Explanations in French | être collant (se dit des vêtements) [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mifinjifinjy |
Past : |
nifinjifinjy |
Future : |
hifinjifinjy |
|
|