Entry mifoka (foka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitroka na misintona dia mamoaka: Mifoka sigara
Mitroka ary mitelina: Mifoka rivotra madio
Mandritra, misintona: Mifoka ny ranonando ny masoandro vaomaraina [1.1]
Explanations in English To breathe in, to absorb; to smoke tobbacco [1.7]
Explanations in French Aspirer; absorber; fumer [1.8]
Examples Tadidiko teo koa ilay teniny hoe : "misotro toaka, mifoka rongony, manao fiainam-bandro. [2.4]
Morphology 
Present : mifoka
Past : nifoka
Future : hifoka
Imperative : mifoha
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20