Entry mifongatra (fongatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra tao anaty tany nohadina ka miseho [1.1]
Explanations in French Sortir de terre, de dedans ou de dessous quelque chose, reparaître, revivre, se montrer: Nifongatra avy ao an-kady ny ankizy (Les enfants sortirent tout à coup du fossé) ~ Mifongatra indray izany lamaody izany (Cette mode repara t de nouveau) ~ Mifongatra ny volamena izao (L’or se montre maintenant) [1.3]
Examples Dia arosony moramora ao ambaniny ny firombaka dia raotiny amin' izay, ka misatraotra miakatra, dia mifongatra izy mitarika ny amalona. [1.437]
Morphology 
Present : mifongatra
Past : nifongatra
Future : hifongatra
Imperative : mifongara

Anagrams 

Updated on 2024/04/01