Entry mifotetaka (fotetaka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mitakovana, misolitika: Mifotetaka ny lokomenanao
Potraka ka tsy tafarina teo amin' izay nahalavoana intsony: Nalama tao avara-trano, ka nifotetaka tao i Dadatoanao [1.1]
Explanations in English Stained, tarnished. [1.2]
Morphology 
Present : mifotetaka
Past : nifotetaka
Future : hifotetaka

Updated on 2023/01/20