Entry mifotroaka (fotroaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra mibosesika mitady hivoaka miaraka amin' ny fofon' aina ao am-bava na any an' orona: Nifotroaka avy any an' oron' ilay zazakely ilay vatomamy nisondrovaka tany an-tendany
Mitrona mafy: Nony voasominda ilay ombalahy dia nifotroaka
[1.1]
Explanations in English To rise as smoke; to get very angry; to go in anger to a person with whom one has a dispute. [1.2]
Morphology 
Present : mifotroaka
Past : nifotroaka
Future : hifotroaka
Imperative : mifotroaha

Updated on 2023/01/20